Fandriampahalemana

Faritra Itasy Hametraka paikady iadiana amin` ny halatr’omby


  • Alarobia 12 Aogositra 2020

Miverina manjaka ny halatra omby eto Madagasikara ary maro dia maro ny fitarainana momba izany.

 

 

 

Manoloana izany dia namory ireo lehiben’ny mpitandro filaminana ao amin’ny faritra Itasy ny governoram-paritra any an-toerana. Nambarany fa vonona hanome tolo-tanana amin'ny fanatanterahana izany ny tenany. Nofaritana niaraka ireo paikady hiatrehana ny ady amin’ny tsy fandriampahalemana amin'ny ankapobeny ary ny ady amin'ny halatr'omby. Hamafisina, araka izany, ireo hetsika manokana manoloana ny fitombon'ny halatr'omby miseho tany amin' ity faritra tato ho ato. Ankoatra izay dia nampatsiahy ihany koa ny governora ny amin'ny tsy maintsy hanaovana ezaka manokana amin'ny fampiharana ny fepetra hiadiana amin'ny valan'aretina Coronavirus ary ao anatin'ny fanajana ny Zo maha-olona no hanatanterahana izany.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT