Fandriampahalemana

Faritra Atsimo Andrefana Efa hain’ny dahalo tsianjery ny kizo handosirana


  • Alakamisy 18 Jolay 2019

Izahay depiote no tokony hangataka zandary hiaro sy hampandry tany ny faritra misy anay satria izahay no mahafantatra ny zava-misy any, hoy ny depiote lany tao amin’ny distrikan’i Toliara II, Tsitara Rogers.

 

 Ireo zandary ireo ihany indraindray no miara-dia sy manao kolikoly amin’ireo dahalo ao Atsimo andrefana. Imanja, Ankazoabo, Beroroha, Toliara II, Sakaraha no tena mavaivay amin’izay tsy fandriampahalemana izay, raha ny nambarany, ho an’ny faritra Atsimo andrefana. Antony dia efa mahafantatra tsianjery ireo kizo amin’ireo toerana ireo ny dahalo. Misy zandary tsy fantatray akory anefa, hoy izy, ny iraka hampanaovina azy ary tsy azonay baikona.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT