Fandriampahalemana

Fanendahana teny Manarintsoa Tratran’ny polisy teo noho eo ihany ilay jiolahy


  • Alarobia 28 Oktobra 2020

Vehivavy iray 43 taona voaendaka finday teny Manarintsoa Isotry omaly . Niantso vonjy noho izany ity farany ka tonga nanavotra azy ny mpitandro ny filaminana izay niasa teny amin’ny manodidina.

 Tsy lavitra teo anefa dia tratra ilay mpanendaka ka avy hatrany dia nentina teny amin’ny paositry ny polisy nanaovana fanadihadiana. Noho ny tahotry ny valy faty moa dia nanapa-kevitra ilay vehivavy fa tsy hametraka fitoriana. Notanana am-ponja vonjimaika eny Antanimora kosa ilay lehilahy.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT