Fandriampahalemana

Fanendahana eny Behoririka Tratra teo am-pisintonana findain’olona ilay tovolahy


  • Alakamisy 10 Jona 2021

Tovolahy iray vao 18 taona monja no saron’ny Polisy avy ao amin’ny kaomisarian’ny Boriboritany fahatelo

 

 

 

 teny Behoririka ny 07 jona lasa teo rehefa nanendaka mpiantsena iray. Polisy nanao fisafoana no nahatratra ambodiomby ny tovolahy teo am-panendahana finday.Mbola tratra teny aminy ilay finday nangalariny rehefa nosavaina izy. Ireo olona miantsena maraina eny Behoririka moa no tena lasibatra amin’izany asa ratsy izany, izay hataon’ireo mpanendaka mitondra faisana mihitsy. Efa natolotra ny fitsarana ity tovolahy iray ity ary naiditra am-ponja vonjimaika.

 Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT