Fanapariahana zava-mahadomelina

Teratany vahiny nadoboka am-ponja ao Marofoto


  • Alatsinainy 04 Novambra 2024

Nadoboka am-ponja vonjimaika ny faran’ny herinandro teo rehefa avy natolotra ny Fitsarana

ilay lehilahy iray teratany vahiny nikasa hivarotra zava-mahadomelina mahery vaika tao Mahajanga. Olona tsara sitrapo no nanome vaovao ny mpitandro ny filaminana eo anivon’ny Kaomisaria Mahabibo ka nahafahana nisambotra azy. Mbola sarona tany aminy moa ireo fonosana maromaro nandritra ny fisavana ny entany. Tsiahivina fa ankoatra ny tsy fandriampahalemana dia manomboka manjaka ao Mahajanga ihany koa ny fidorohana zava-mahadomelina amin’izao izay tsy hanavana sokajin-taona intsony.
Nangonin’i Pati
Legende : Any am-ponja ilay ranamana ity sisa no mandinika !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT