Fanapariahana rongony

2 lahy tratra tao anaty taksibrosy tany Mananara Avaratra


  • Alakamisy 19 Jona 2025

Roalahy no tompon’antoka, tratra tao anaty taxi-brousse Lehilahy

miisa 02 handeha hivarotra rongony tao Mananara Avaratra niainga tao Analanampotsy no voasambotry ny Polisim-pirenena tao anatin’ny taxi-brousse nandehanany rehefa nandalo tamin’ny sakana nataon’ny Polisy. Tangozana rongony miisa 40 kasaina ho amidy tao Mananara Avaratra no tratra tany amin’izy roalahy ireto ka nentina avy hatrany tany amin’ny biraon’ny Polisy mba hanaovana fanadihadiana. Tsy mbola nilaza izay naniraka na ny toerana nakany ireo rongony ireo moa izy roalahy ireto izay fantatra fa hiakatra fitsarana anio.
Pati
Legende : Ireto izy roalahy tompon’antoka !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT