Fanafihana teny Ambohidratrimo

Lasan’ny jiolahy nirongo basy ny 80 tapitrisa Ariary


  • Alatsinainy 19 Mey 2025

Nongotan’ireo jiolahy ny karakara vy na “grille de protection” tamin’ny

varavarankely, raha ny fampitam-baovao voaray ny sabotsy teo. Lasan’izy ireo ny vola 80 tapitrisa Ariary. Ny Alakamisy teo no nitrangan’izany teny Ambohidratrimo teny. Tohatra hazo no nampiasain'ireo andian-jiolahy nirongo basy ireo, izay nanongotra ny fiarovana teo amin’ny varavaran-kely tamin’ny alalan’ny fanampitsihana na “barre à mine”, raha ny fampitam-baovao voaray hatrany.
Nangonin’i J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT