Fandriampahalemana

Fanafihana tao Ambabo Vohitrindry Nongotana ny ila-tavan’ilay mpivarotra


  • Alakamisy 17 Jona 2021

Mpivarotra ao Ambabo Vohitrindry, distrikan’i Vohipeno, antsoina hoe Ruphin no nisy nanafika omaly alina tokony ho tamin’ny 8 ora alina,

 

 

raha ny fampitam-baovao voaray avy amin’ny depiote Honore Tsabotokay. Ity solombavambahoaka ity moa no isan’ny nitondra azy teny amin’ny hopitaly Henitsoa ao an-toerana. Nalan’ireo tsy mataho-tody tanteraka ny ila-tavan’ity mpivarotra ity ary tena manahirana, noho izany, ny fitsaboana azy. Andrasana ny famotorana momba ity raharaha ity sy ny antsipirihany momba izay trangam-panafihana omaly alina izay.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT