Fanafihana andro atoandro

Jiolahy 3 lahy nanafika “quincaillerie" teny Ilafy


  • Alakamisy 21 Septambra 2023

Jiolahy 3 lahy nitondra basy sy antsy no nanafika sy nandroba toeram-pivarotana fitaovana fanamboarana trano na

quincaillerie" iray teny Ilafy omaly, tokony ho tamin'ny 10 ora sy 58 minitra maraina, raha ny fampitam-baovao voaray. Lasa tamin'izany ny vola manodidina ny 7 Tapitrisa Ariary tao amin'ny fitoeram-bola. Nambanan'ireo jiolahy tamin'ny basy sy antsy teny aminy ireo mpivarotra ka tsy afa-nanohitra. Lasa nandositra taorian'izay ireo jiolahy. Tsy nisaro-tava izy ireo. Efa tonga teny an-toerana ny mpitandro filaminana, raha ny fampitam-baovao voaray omaly hatrany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT