Famonoana an’i Tricha, zanak’i Fandrama

Efa misy olona ahiahiana fatratra


  • Talata 29 Aprily 2025

Ao anatin'ny fanadihadiana ny polisim-pirenena na borigady misahana

heloka bevava mikasika ny namonoana ny zanaky ny mpanakanto Bemamy Beriziky na Fandrama, Tricha, ny sabotsy teo, teny 67Ha Nord-ouest, raha ny fampitam-baovao voaray omaly. Teny amin'ny tranom-patin’ny hopitaly CHU-JRA Ampefiloha ny vata mangatsiakany omaly. Efa misy olona ahiahiana fatratra amin'izao heloka bevava izao, hoy ny fanazavàna. Raha ny voalaza dia i Tricha irery no tao an-trano ka nidiran'olon-dratsy tao. Nofatorana sy naolana ary notaperina ny ainy. Tamin'ny 7 ora sy sasany hariva no hita ny vatana efa tsy nisy aina intsony, hoy hatrany ny fanazavàna.
Nangonin’i J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT