Fandriampahalemana

Famakiana tranom-barotra Zaza tsy ampy taona ny jiolahy iray


  • Alatsinainy 14 Jona 2021

Tena hikoizana ireo mpamaky trano any Fenoarivo Atsinanana. Ankoatra ny vehivavy dia misy zaza tsy ampy taona ihany koa no sady milalao ody gasy.

 Tovolahy miisa 3 no tratra tany an-toerana andro vitsy lasa izay, ka tsy ampy taona ny iray. Voasambotra ihany koa ny mpiambina ilay tranom-barotra sy ny olona 5 nivarotra ny entana halatra.8 tapitrisa Ar sy entana isan-karazany no lasan'ireo jiolahy ireo tamin'io fotoana io. Tany Vavantenina sy Sahatavy no nivarotan'ireo mpiray tsikombakomba ny entana avy eo.Naiditra am-ponja vonjimaika daholo izy ireo taorian'ny famotorana nataon'ny polisy.

 Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT