Distrikan'i Vavatenina

Tsy hita ny findain'ilay ramatoa maty voatsindron'antsy Ramatoa


  • Alatsinainy 23 Jona 2025

lehibe iray no hita faty mihoson-drà tao amin'ny fokontany Ampahibe, kaominin'Ampasimazava,

distrikan'i Vavatenina, raha ny fampitàm-baovao voaray ny sabotsy teo. Voatsindrona antsy teo amin’ny saokany. Mangana ny tendany. Nandeha hiasa maraina no nialany tao an-trano ka izao maty izao. Ny findainy ihany no tsy hita teny aminy. Tonga nizaha ny zava-nisy ny zandary ary efa mandeha ny fanadihadiana, raha ny fampitàm-baovao voaray hatrany.
Nangonin’i J. Mirija 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT