Fandriampahalemana

Disadisam-piarahamonina sy politika Ben'ny tanànan teo aloha, nisy nitifitra


  • Alarobia 15 Jolay 2020

Voasambotra ireo jiolahy miisa dimy nanatanteraka mivantana ny fanafihana sy fitifirana ny Ben'ny tanàna teo aloha mivady ao Erada Distrika Ambovombe Faritra Androy.

 

 

 

 Ny alin’ny 12 jolay 2020 no nisy fanafihana mitam-basy nitranga tao amin'ny Kaominina ambanivohitra Erada ka voatifitra tamin’izany ny Ben'ny tanàna teo aloha sy ny vadiny ary olona roa hafa. Voasambotry ny zandary avokoa ireo tompon’antoka nivantana tamin’ity asa ratsy ity. Nitaky ny hampiharana kabarin-drazana tamin’ireo olon-dratsy ireo ny Fokonolona. Disadisam-piarahamonina sy politika eo an-tanàna no antony nahatonga izao tsy fandriampahalemana izao.

Jean D.

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT