Fandriampahalemana

Cité U Ambohipo Mirongatra ny vaky trano


  • Talata 14 Aprily 2020

Tsy kely lalana tokoa ny ratsy. Be no mpanararaotra amin` izao vanim-potoanan` ny fihibohana izao.

 

 

 

 Maro amin' ireo mpianatra mipetraka eny amin' ny “Cité universitaire”CU Ambohipo no efa lasa nody namonjy ireo ray aman-dreniny any amin` ny faritra. Tsy misy anefa ireo miambina ireo trano. Ao anatin'izany indrindra anefa no hanararaotin'ireo jiolahy. “Cité” maromaro no efa lasibatra tamin'izany. Ny zoma alina lasa teo dia ny “bloc” iray ka efitra miisa 04 no indray lasibatra tamin` izany. Maro ny entana lasan' ireo olon-dratsy. Manao antso avo amin'ireo tompon'andraikitra mahefa mba hijery akaiky ity toe-draharaha ity ireo mpianatra eny amin` ny oniversite.

Marigny A.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT