Beroroha

Avotra ilay zazalahy nataon’ny dahalo takalon’aina


  • Alakamisy 04 Janoary 2024

Ny 28 desambra 2023 lasa teo, nisy trangana fanaovana takalon’aina

na koa fakana an-keriny (kidnapping) tao amin’ny kaominina Behisatra Distrikan’i Beroroha. Zazalahy iray no lasa tamin’izany. Raha ny vaovao avy any an-toerana omaly, dia avotra soa aman-tsara io zazalahy io rehefa nisy ny fikarohana sy ny ezaka nataon’ny zandary, izay nanao ny hetsika ara-miaramila nanavotana azy. Isaorana manokana Zandarimaria, ny Kaomandàn’ny borigady, fa avotra soa aman-tsara ilay zaza nataon’ny dahalo takalon’aina, hoy ny fankasitrahana avy any an-toerana.
Nangonin’i Toky R
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT