Fandriampahalemana

ARIVONIMAMO Tovolahy tratra nangalatra finday


  • Alarobia 27 Aprily 2022

Lehilahy iray 20 taona tao amin’ny fokontany Arivonimamo no tratra nangalatra finday tao anaty magazay ny faran’ny herinandro teo.

Niditra tamina toeram-pivarotra finday iray tao Arivonimamo ity lehilahy ity ka nanao am-paosy avy hatrany ilay finday MEIZU M3 izay namidy teo ambony latabatra. Nisy nahatsikaritra anefa ny nanaovany io asa ratsy io ka nampandre ny mpitandro ny filaminana iretsy voalohany no sady nanaraka ilay tovolahy moramora. Rehefa natao ny fisavana ity lehilahy dia mbola tratra teny aminy io finday marika MEIZU M3 io. Nalefa any am-ponja vonjimaika ny tovolahy.
Pati
Legende : Ity ilay tovolahy tratra nangalatra sy ilay finday nangalariny !
 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT