ANTSOANTANY ANTSIRABE

Lehilahy mamon-drongony nosamborina


  • Alakamisy 07 Desambra 2023

Lehilahy iray manodidina ny 40 taona eo ho eo no fantatra fa nitondra antsy

no sady nihogahoga te -handratra izay mifanena aminy no voatery nosamborin’ny zandary tao Mandritsara Antsoantany Antsirabe ny 03 Desambra teo tokony ho tamin’ny 05 ora hariva. Rehefa nosavaina ity lehilahy iray ity dia mbola hita tao anaty gony noentiny ny fototra rongony maromaro. Raha bangoina izany dia anisan’ny antony nahatonga ity lehilahy ity te-hamono olona tahaka izao ny fifofahany rongony diso tafahoatra. Soa ihany fa nosamborina ilay ranamana ity fa raha sanatria nanohy ny adalany mantsy izy dia olona maromaro no mety efa naratrany na nalany mihitsy ny ainy.
Pati
Legende : Zao ireo fototra rongony tratra tany amin’ilay lehilahy !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT