ANTSAMPANDRANO AMBATOLAMPY

Nalevina tao anaty tany ilay moto nangalarina


  • Talata 21 Novambra 2023

Nitrangana halatra moto tany Antsampandrano distrikan'Ambatolampy,

omaly Alatsinainy 20 Novambra tokony ho tamin'ny 3 ora maraina. Rahefa natao ny fikarohana io moto io dia fantatra fa nalevin’ireo jiolahy teny an-tanimboly tao Manjakatompo Miarinarivo Antsampandrano ihany. Nofongarin'ireo zandary nanao ny famotorana avy ao anaty tany ilay moto, izay marihina fa nofonosina sy nototorana tany tsara. Efa nampahafantarina ny fahitana ily kodiaran-droa ity moa ilay tompony, raha mbola miantso hatrany ny fiaraha-miasa matotra miaraka amin’ireo fokonolona kosa ny mpitandro ny filaminana.
Pati
Legende : Nalevin’ireo jiolahy tao anaty tany tahaka izao ilay moto !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT