Fandriampahalemana

Antaninarenina Mitombo ny mpanendaka sy mpangarom-paosy


  • Alakamisy 31 Desambra 2020

Mbola hitohy hatramin’ny herinandro ny fijerena jiro eny Antaninarenina ho

 

 

fanomezana fahafaham-po ny rehetra noho ny fahatongavan’ny fetin’ny Asaramanitra. Na izany aza anefa dia mila mitandrina hatrany ny rehetra manoloana ireo mpanao ratsy indrindra amin’izao faran’ny taona izao. Raha araka ny fantatra mantsy dia mitombo isa ireo mpanendaka sy mpangarom-paosy tonga eny an-toerana. Eo an-danin’izay anefa maro ihany koa ireo manao fandaharam-potoana hijanona eny Analakely sy Antaninarenina amin’ity harivan’ny 31 desambra anio ity. Mila mailo araka izany ny rehetra, indrindra fa ho an’ireo mitondra ankizy. Raha araka ny fanadihadiana natao teo anivon’ny mpitandro ny filaminana moa dia nampitomboina ireo polisy miambina eny an-toerana mba hahafahan’ny tsirairay mifety amim-pilaminana.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT