Fandriampahalemana

Antaninandro Lehilahy iray nahatrarana zava-maranitra fitondra manendaka


  • Alarobia 24 Novambra 2021

Lehilahy iray 33 taona no voasambotry ny Polisy miasa ao amin’ny kaomisarian’ny CSP3 Antaninandro ny 22 novambra lasa teo rehefa avy nanendaka.

Ny 22 novambra teo tokony ho tamin’ny 9 ora alina nandritra ny fisafoana natao teny Mahavoky-Besarety raha tsiahivina dia lehilahy iray 33 taona no tra-tehaka . Mbola nahitana zava-maranitra fampiasany mandritra ny fanatanterahany ny asa ratsy teny aminy ka noraisim-potsiny.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT