Fandriampahalemana

Anosibe sy Tsarasaotra Lehilahy 3 tratra avy nangalatra


  • Alakamisy 17 Jona 2021

Manohy sy manamafy ny hetsika fanaony hatrany ny Polisy miasa ao amin’ny «SAG » Anosy amin’ny fisafoana ny faritra Anosibe sy Tsarasaotra iny.

 

 

 Omaly 16 jona 2021 tokony ho tamin’ny 03 ora maraina dia nahatsikaritra lehilahy miisa telo teny Paraky ireo mpitandro ny filaminana. Rehefa natao ny fitsirihana dia nahitana barre à pince, varavarana aluminium miisa 02 ; barre à mine, ary fitaovan-dakozia sy montre mural tao anatin’ny gony nentin’izy ireo. Fantatra fa entana avy nangalarina sy varavarana tamina trano iray tsy lavitra teo no nentin’izy telolahy ireo. 17 sy 27 ary 37 ny salan-taonan’ireo olon-dratsy.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT