Fandriampahalemana

Ankazobe Maty voatifitry ny dahalo ilay zandary


  • Alakamisy 08 Desambra 2022

Zandary iray antsoina hoe : sefo Santatra no lavon'ny balan'ny dahalo raha namita iraka tamin'ny fanarahan-dia tany Ankazobe afak’omaly talata.

Dahalo avy nandripaka fananan’olona sy nangalatr’omby tany an-toerana ireo fantatra fa nitifitra azy ireo. Manam-bady aman-janaka anefa ity zandary ity hoy ny vaovao ary vahiny any amin’iny faritra iny. Tohana sy nalahelo mafy ireo fianakaviany noho izany ary manao antso avo amin’ny fanjakana mba hijery akaiky ireo dahalo mahavita mitifitra sy mamono mpitandro ny filaminana ireny.
Nangonin’i Pati
Legende : Namoy ny ainy i sefo Santatra
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT