Fandriampahalemana

Ankadimbahoaka Voasambotra ny iray amin’ireo mpanendaka fohy kely


  • Alarobia 10 Novambra 2021

Tokony ho tamin'ny 11ora sy 30 mn alina no tra-tehaky ny Polisy nanendaka mpandalo ity lehilahy tsy ampy halavana ity ary mbola niaraka tamin'ny antsy lava ity farany tamin’izany.

Nisy ny fitarainana azon'ny Polisy mahakasika ireo andian'olona fohy kely mpanendaka etsy Ankadimbahoaka ka izao tratra izao ny iray amin'izy ireo. Mitohy ny fisafoana hataon'ny Polisy eny amin'iny faritra iny hitadiavana ireo namany. Saika lasibatra avokoa moa na ireo mpiasa na mpianatra ary misy zavatra very hatrany.
Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT