ANKADIKELY ILAFY

Zaza tsy ampy taona tratra namboly rongony tao an-tranony


  • Alakamisy 11 Janoary 2024

Tovolahy kely vao 19 taona monja no tratra ambodiomby namboly rongony

tao an-tranony teny Anadikely Ilafy ny 09 Janoary lasa teo. Loharanom-baovao avy amin’ny olona tsara sitrapo no nahafantarana fa misy tovolahy kely mamboly rongony ao amin’ny toeram-ponenany. Tokony ho tamin’ny 02 ora sy 30mn no nidina ifotony teny amin’ilay trano voalaza ny Polisy misahana ny ady amin’ny zava-mahadomelina Anosy ka nandritra izany no nahatratrarana rongony 12 fototra tao aminy. Rehefa natao ny fanadihadiana dia nilaza ity farany fa fohany ireo rongony ireo no sady hamidy ihany koa mba hahazoany vola.
Pati
Legende : Ity ilay tovolahy kely tratra namboly rongony tao an-tranony !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT