Fandriampahalemana

Anjozorobe Rahonan’ny dahalo hatramin’ny Ben’ny tanàna


  • Alakamisy 11 Novambra 2021

Tena manao ny hataony ny dahalo any amin’ny distrikan’Anjozorobe. Rahonan’izy ireo hatramin’ireo tompon’andraiki-panjakana toy ny Ben’ny tanana raha araka ny fanazavan’ny filohan’ny Ben’ny tanana any an-toerana Razafimanjato.

 Nambarany fa tonga mitety tanana mihitsy ireo dahalo manaparitaka taratasy ary milaza fa tsy hanaiky raha tsy mahazo izay tadiaviny. Ny tena olana anefa hoy ity Ben’ny tanana iray ity dia ankoatra ny fanimbana sy fakana olona dia misy ihany koa ireo mamoy ny ainy arahin’ny fanaovana kidnapping. Manao antso avo amin’ny Fitondram-panjakana araka izany ireo Ben’ny tanana any an-toerana mba hijery akaiky ny zava-misy.
Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT