Fandriampahalemana

Anjanahary Mirotsaka mivarotra rongony ihany koa ny vehivavy


  • Alakamisy 23 Febroary 2023

Efa mirotsaka mivaro-drongony ihany koa ireo vehivavy sasany ao Anjanahary ao.Vehivavy iray 31 taona sy lehilahy

iray 24 taona no saron’ny Polisin'ny STUP nanao izany teny an-toerana ny 21 febroary tokony ho tamin'ny 12 ora sy sasany atoandro. Tratra am-bodiomby moa izy ireo tamin’izany ka mbola tratra teny amin'ilay vehivavy ny rongony miisa 30 fonosana. Raha araka fanadihadiana natao tamin’ity vehivavy ity moa dia mahalafo rongony 20 isa isan'andro izy ka maro ireo karazan'olona manjifa izany aminy toy ity lehilahy ity izay tratra teo am-pividianana rongony tamin'ny fotoana nisamborana ity vehivavy ity. Natolotra ny fampanoavana omaly izy ireo ka naiditra am-ponja vonjimaika.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT