ANISAN’IREO NAMONO ZANAKA POLISY

Jiolahy iray matin’ny FIP sy UIR Toamasina


  • Talata 25 Febroary 2025

Jiolahy mpamerin-keloka amin'ny resaka halatra miaro vono olona, ary efa nigadra in-telo

no lavon'ny balan'ny Polisy Tao Toamasina, ny alin’ny Alahady 23 Febroary lasa teo. Teo am-panomanana fanafihana hafa indray ilay ranamana ity no izao nifanehatra tamin'ny Polisin'ny FIP sy UIR izao. Tafatsoaka nandritra ny fifandonana ny namany miisa roa ary mbola karohina. Fantatra moa fa anisan’ny nahafaty ilay zanaka polisy iray tao Toamasina ny iray tamin’ireo jiolahy ireo. Tsiahivina moa fa tsy milamina mihitsy ny fandriampahalemana ao Toamasina ao efa amam-bolana izao. Ankoatra ny vono olona dia misy hatrany ny vaky trano ateraky ny fanafihana mitam-piadiana miaro fandrobana fananan’olona.
Nangonin’i Pati
Legende : Ity ilay jiolahy tratra maty voatifitra !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT