Andrianarijaona Mialy Laylah Narrissa

Tsy hita efa ho iray volana izay


  • Zoma 04 Oktobra 2024

Tsy hita efa ho iray volana izay i Andrianarijaona Mialy Laylah Narrissa,

hoy ny fampitam-baovao voaray omaly. Mangataka fiaraha-miasa ho an'izay nahita na manana vaovao momba azy, noho izany, ny fianakaviany. Iangaviana hiantso ny 034 95 504 08 na hampandre ny manam-pahefana akaiky azy izay manam-baovao momba azy. Ny anarany feno dia Andrianarijaona Mialy Laylah Narrissa. Monina ao amin’ny Lot IAE 88 Ambodiapanga Itaosy, Antananarivo, izy ary 16 taona. Misaotra indrindra sahady ireo izay afaka ny hanome vaovao momba azy, noho izany, ny fianakaviany, raha ny fampitam-baovao voaray omaly hatrany.
Nangonin’i J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT