Andravoahangy

Jiolahy 3 nirongo basy nanafika grosista


  • Alatsinainy 29 Janoary 2024

Henjana ny tsy fandriam-pahalemana eny ambanivohitra na an-tanan-dehibe.

Nanaitra ny mponin’Anjanahary ny fisiana poa-basy in-droa ny marainan’ny sabotsy lasa teo. Jiolahy miisa 3 nirongo basy avy nanafika tranom-barotra na « grossiste » tao Andravoahangy, ka voalaza fa lasa ny vola tamin’ny sakaosy. Voalaza fa nitsoaka niazo ny lalan-kely miakatra an'Anjanahary izy ireo. Tovolahy iray nahatazona ny iray tamin'ireo mpanafika no voatifitra teo amin'ny tratrany. Nentina nihazo ny hopitaly avy hatrany io tovolahy io noho ny ratra mafy nahazo azy, ireo olon-dratsy kosa mbola nifanenjehin'ny olona.

Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT