Fandriampahalemana

Andohatapenaka Lehilahy iray tratra nifoka rongony


  • Alarobia 06 Janoary 2021

Lehilahy iray 45 taona no tratra nifoka rongony teny Andohatapenaka ny alahady

 

 

 

03 janoary lasa teo ka nosamborin’ny polisy. Nandritra ny fisafoana nataon’ireto farany teny an-toerana sy ny manodidina no nahatrarana ity lehilahy ity. Somary hafahafa fihetsika izy nandritra izany ka avy hatrany dia niroso tamin’ny fisavana azy ny polisy. Mbola nahitana fonosan-drongony miisa roa moa teny amin’ity lehilahy ity ka nentina namonjy birao avy hatrany izy natao fanadihadiana. Tsiahivina moa fa anisan’ny antony miteraka ny tsy fandriampahalemana sy ny vono olona ary ny fanolanana eto amintsika ny fifohana rongony.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT