Fandriampahalemana

Andapa Lehilahy iray tratra saika hanondrana rongony


  • Alakamisy 13 Aogositra 2020

Lehilahy iray nitondra rongony no saron’ny polisy teo amin’ny sakana Ambahinkarabo Andapa , Faritra SAVA ny 11 aogositra teo tokony ho tamin’ny 04 ora folakandro.

 

 

 

Saika hanondrana ireo rongony ireo ity lehilahy ity no izao tra-tehaky ny polisy izao.Mbola eo am-panaovana ny fanadihadihana ireo polisy ao an-toerana momba hatramin’ ny fotoana nahazoana ny vaovao.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT