ANATIVOLO ANJOZOROBE

Zanaka mpandraharaha nisy naka an-keriny


  • Talata 28 Novambra 2023

indray no nalain'ny dahalo an-keriny afak’omaly Alahady alina nifoha omaly Alatsinainy.

Niditra an-keriny tao an-tokatranon'ity mpandraharaha ity ireo dahalo sady nanambana basy hoy ny vaovao. Nitaky volabe ireo dahalo nandritra izany nefa tsy nahita na dia Ariary aza ka nentin'ireo dahalo nataony takalon'aina ny zanak'ilay mpandraharaha. Natory teo am-pandriana ity farany hoy ny vaovao no noraofin’izy ireo ka tsy mbola nahazoana vaovao hatramin’ny omaly hariva fotoana nanoratanay. Tsiahivina moa faritra mena amin'ny tsy fandriam-pahalemana ny distrikan’Anjozorobe ka tokony handraisana fepetra hentitra.
Pati
Legende : Teto amin’ity kaominina ity no nisian’ilay fakana an-keriny !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT