ANALANKINININA MORARANO

Lehilahy nitondra antsy be nidaroka olona


  • Alakamisy 22 Febroary 2024

Lehilahy miisa roa 20 taona sy 35 taona no voasambotry ny polisy tao Analakininina

Morarano omaly noho ny fihetsika tsy voahevitra nataony. Nila vaniny taman’olona mantsy izy ireo no sady mitondra antsy be nandehandeha teny an-tanana tokony tamin'ny 09 ora alina. Tsy nijanona teo izany fa nidaroka olona mihitsy izy ireo, antony nanosika ireo nanatri-maso nampandre ny mpitandro ny filaminana. Nidina avy hatrany tany an-toerana ny polisin'ny UIR nijery ny zava-misy ka niroso tamin’ny fisamborana azy roalahy ireo. Mbola hita teny amin’izy ireo ilay antsy be nandritra izany. Fantatra moa fa lehilahy efa tena mpisetrasetra izy ireo ary mahavita mandrahon’olona amin’ny vava ratsy sy ny fitaovana entiny mihitsy. Efa natao fanadihadiana izy roalahy ireto.
Pati
Legende : Ireto izy roalahy milaza azy ho be sandry ao Toamasina ao !

 


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT