AMPEFILOHA

Vehivavy iray nendahin’ny jiolahy nitondra moto


  • Alakamisy 26 Septambra 2024

Tsy milamina intsony ny fandriampahalemana eto amintsika.

Efa miaraka amin’ny moto mihitsy mantsy na kodiaran-droa ireo jiolahy amin’izao mba hanenjehany izay haza tiany ho azo am-pelatanana. Vehivavy iray omaly Alarobia 25 Septambra atoandro no lasibatr’izany teo akaikin’ny Immeuble Fiaro. Raha ny fantatra dia roalahy ireo nanao ity asa ratsy ity ka ny iray mitondra ilay moto raha nidaroka no sady naka ny entan’ilay vehivavy kosa ny iray. Tsy tratra moa izy ireo na dia niezaka ny nanenjika azy aza ireo lehilahy matanjaka. Ny rehetra no mila mitandrina manoloana izany. Tsy fantatra intsony mantsy ny jiolahy sy ny tsy jiolahy amin’izao ka aleo malina foana.
Pati
Legende : Tsy milamina ny fandriampahalemana eto Ampefiloha na dia akaiky mpitandro ny filaminana aza !

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT