Ampasampito

Lehilahy tratra nivarotra Metamphétamine


  • Talata 19 Aogositra 2025

Miparitaka fatratra ny zava-mahadomelina mahery vaika eto amintsika.

Lehilahy iray nitazona sy nivarotra "crystal méthamphetamine” milanja 10,9 kg no voasambotry ny Polisin'ny Stup teny Ampasampito Ambohimirary ny 12 Aogositra lasa teo. Loharanom-baovao azo avy tamin’ny olona tsara sitrapo no nahafahana nisambotra ilay ranamana ity. Nandritra ny fanadihadiana dia voamarina fa teratany vahiny no mpamatsy ireo zava-mahadomelina ireo, ary efa voasambotra talohan’izao nahatratrarana azy izao io tompon'entana io. Efa nalefa eny Tsiafahy moa ilay ranamana ity taorian'ny nihainoan'ny Fampanoavana azy ny 16 Aogositra lasa teo.
Pati
Légende : Ity ilay ranamana !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT