Ampandrana

Olona iray hita tapa-doha tao an-tranony


  • Alarobia 04 Desambra 2024

Hatairana ny an’ireo mponina teny Ampandrana omaly. Mponina teny an-toerana no hita tapa-doha tao an-tranony.

Tonga nanao ny fizahana teny an-toerana moa ny mpitandro filaminana sy ny tomponandraikitra samihafa, raha ny fampitam-baovao voaray. Tonga teny an-toerana koa ny fianankaviana. Andrasana, araka izany, ny fivoaran’ity raharaha ity, raha ny fampitam-baovao voaray teny an-toerana hatrany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT