AMBOROMPOTSY TALATAMATY

Tratra ilay tovolahy mpamatsy rongony ny tanora


  • Alakamisy 28 Martsa 2024

Tovolahy 19 taona no saron'ny zandary avy ao amin'ny borigadin’i Talatamaty

rehefa nahazoana fitarainana tamin'ny fokonolona fa mivatotra sy mampifoka rongony ireo tanora tao Amborimpotsy kaominina Talatamaty. Afak’omaly Talata 26 Martsa no nahatrarana azy io niaraka tamin’ny rongony 70 fonosana. Misokatra fanadihadiana ny amin’ny fomba ahitany ireo rongony ireo ary tsy hijanona ny fanadiovana fa mitohy hatrany hoy ny zandary ao an-toerana. Nangonin’i Pati

Legende : Ity ilay tovolahy ati-doha amin’ny fanaparitahana rongony ao Talatamaty !

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT