AMBONIAKONDRO ANJOZOROBE

Talen’ny CEG maty nisy nitifitra


  • Talata 10 Desambra 2024

Maty nisy nitifitra ny faran’ny herinandro teo ny talen'ny CEG Amboniakondro Avaratra,

ZAP Ambohibary Nord, fari-piadidiam-pampianaran’Anjozorobe. Lehilahy izy io ary tena mandray andraikitra tokoa, raha araka ny vaovao azo. Anisan’ny tena nahafantarana azy ny fiarovana ny toerana misy ny sekoly, ny ady amin'ny tsy fandriampahalemana... Ireny anefa no mitarika ny fankahalan’ny sasany azy ka izao nihafara tamin’ny famoizany ny ainy izao hoy ireo mahalala azy. Mahatsiaro ho kamboty tanteraka ny mpianatry ny CEG ao Amboniakondro manoloana izany.
Pati
Legende : Vontom-pahoriana tahaka izao ny iray tanana nilaozan-dRamose tale !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT