Fandriampahalemana

Ambohimitsinjo-ambohimanarina Rangahy iray tratra saika hamaky trano


  • Alarobia 15 Aprily 2020

Amin'ny 12 ora sy 20 mn alina ny Polisy eny amin'ny boriborintany fahaenina no nahazo antso fa misy lehilahy iray mihaodihaody tafiditra ao anatin'ny tanànan'olona etsy Ambohimitsinjo.

 

 

 

 Nidina teny an-toerana avy hatrany ny polisy nanamarina ny vaovao ka hita teny an-toerana tokoa ity rangahy 51 taona ity niaraka tamin'ny antsy teny an-tanany. Tsy afa-nanohitra ny polisy moa ity farany ary nanaiky nosamborina ka nentina teny anivon'ny kaomisaria nanaovana fanadihadiana.

 

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT