Ambohimanarina

Tovovavy 15 taona naolana sy novonoina


  • Alarobia 20 Martsa 2024

Ny alatsinainy 13 martsa hariva no nitrangana fanolanana tambabe

narahana famonoana renim-pianakaviana, 36 taona, manan-janaka mianadahy kely, teny Ambohibe, kaominin'i Mahitsy. Omaly 19 martsa indray dia nahitana ny vata mangatsiakan'i Volatiana, tovovavy 15 taona, mpivarotra «caca pigeon» na tsakitsaky, teny Ambodivoninkely Ambohimanarina. Maty voaolana ihany koa ity tovovavy ity, raha ny fampitam-baovao voaray. Nanodidina ny tamin’ny 9 ora maraina tany ho any moa no nahitana ny razana, raha ny voalaza hatrany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT