Fandriampahalemana

Ambohimanarina Nahitana moto jog pro iray mampiahiahy


  • Talata 12 Mey 2020

Nahitan’ny mpitandro ny filaminana moto jog pro 90 iray teny Ambohimanarina Boriborintany fahaenina omaly.

 

Tsy fantatra mazava ny mahakasika ity moto ity antony hiangavian’izy ireo izay mety ho tompony mba hanatona ny kaomisarian 'ny boriborintany fahavalo eny Analamahitsy miaraka amin’ny taratasy manamarina izany.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT