Fandriampahalemana

Amboasary Atsimo Lavon’ny miaramila ilay dahalo raindahiny


  • Alatsinainy 01 Aogositra 2022

Lavon'ny miaramila namita iraka nandritry ny hetsika natao tany Amboasary Atsimo ny 30 jolay i Redara, ilay jiolahy raindahy.

Mahazolaza raha tsiahivina ny tena anarany ary tao amin'ny fokontany Tanandava, kaominina renivohitra Maromby, distrikan' Amboasary Atsimo no izao lavo izao.Efa telo taona nanomboka tamin'ny 2019 no nitadiavana ity jiolahy ity raindahiny ity . Efa nametrahana taratasy manambara ny fitadiavana azy nanerana ny tobin’ny zandarimaria tany an-toerana ity jiolahy ity no izy izao tratra izao.Raha araka ny fantatra moa dia olona am-polony no efa novonoin’ity dahalo ity sy nampihorohoroany ary nampitondra faisana tao amin’ny faritra Anosy noho izany hadalany izay hatrany.
Nangonin’i Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT