Fandriampahalemana

Ambararata Soavinandriana Telo mianaka novelesin’ny jiolahy tamin’ny kobay


  • Alarobia 12 Aogositra 2020

asan-jiolahy tao Ambararata Soavinandriana Itasy ny alin'ny 11 jolay lasa teo.

 

 

Zavatra maro loha no lasan’ireo jiolahy tamin’izany toy ny vola mitentina 350.000 Ar, lamba fitafy, akoho amam-borona, finday... Tsy nipetra-potsiny anefa ny tompon-trano nandritra izany fa nanohitra ka olona 3 mianaka no naratra. Raha araka ny fantatra dia novelesin’ireo jiolahy tamin’ny kibay izy ireo. Na izany aza jiolahy roa ihany koa no voa ka ireto farany no nataon’ny mpitandro ny filaminana fanadihadiana nahatrarana ireo namany hafa. Niaiky ny heloka vitany izy ireo ary nanondro ny namany hafa miisa 6 sy mpiray tsikombakomba roa nahavitana izap fanafihana sy fandratrana olona izao. Efa naiditra am-ponja vonjimaika moa izy fololahy ireto raha efa tafaverina soa aman-tsara any amin’ny tompony kosa ireo entana very.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT