Fandriampahalemana

ALASORA SY NY MANODIDINA Mirongatra ny tsy fandriampahalemana


  • Alakamisy 27 Aprily 2017

Mirongatra ny tsy fandriampahalemana ao anatin’ny kaominina Alasora, distrikan’Antananarivo Avaradrano. Raha ny fitarainana voaray eny anivon’ny fokontany dia misy hatrany ireo olona miantso vonjeo isak’alina manomboka amin’ny 9 ora eo.

Misy  amin’izy ireo no vehivavy nefa tsy misy sahy mivoaka ny manodidina noho ny tahony ny ainy. Misy amin’ireo mpanao ratsy ihany koa mantsy amin’izao, araka ny fijoroana vavolombelona nataona raim-pianakaviana iray  monina eny Alasora eny no mody mampiasa vehivavy miantso vonjeo nefa ny hanendaka sy handroba no tena tanjony. Miantso ny kaominina mba hijery akaiky ny zava-misy ireo mponina ao an-toerana. Tafiditra ao anatin’izany ny tokony hametrahana andrimasom-pokonolona.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

  • Tambazotra
  • Zoma 18 Septambra 2026

mpaka voamason'olona varira

Hijery ny tohiny
FTT