Fandriampahalemana

Alakamisy Fenoarivo Tratra ireo mpivarotra sy mpividy rongony


  • Alarobia 04 Novambra 2020

Lehilahy roa mpivarotra sy mpividy rongony no tratra teny Alakamisy Fenoarivo afak’omaly alatsinainy tokony ho tamin’ny 12 ora atoandro.

 

 

 Tratra tao an-tranony ny lehilahy iray niaraka tamin’ny fonosana rongony miisa 14 rehefa nidina ifotony ny polisin’ny STUP taorian’ny nahazoany ny loharanom-baovao avy tamin’ny olon-tsotra. Nisy lehilahy iray ihany koa tao niaraka taminy ka rehefa nosavaina dia nahatrarana fonosan-drongony iray teny aminy. Avy hatrany dia nentina teny amin’ny Sampan-draharaha miady amin’ny zava-mahadomelina sy fipariahan’ny zava-mahadomelina eny Anosy izy roalahy ireo hanaovana fanadihadiana. Nolazain’izy ireo fa olona mandalo moa no hakany ireo rongony hamidiny ireo fa tsy mahalala izay nihaviany izy. 5000 Ar no hamarotany ny fonosana iray. Natolotra ny fampanoavana omaly izy mirahalahy.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT