Fandriampahalemana

Ady amin’ny tsy fandriampahalemana Mila fanohanana ny fokontany


  • Alatsinainy 19 Jona 2017

Mirongatra sy mahazo vahana hatrany ny tsy fandriampahalemana amin’izao fotoana izao eto an-drenivohitra sy ny manodidina.

 

Anisan’izany ny ao amin’ny fokontany Ambaniala izay vao nisiana tovolahy iray maty notifirin’ny mpitandro ny filaminana teo am-bavahadim-piangonan’ny FJKM ny herinandro teo. Manoloana io tranga io dia naneho ny heviny Rakotonirina Charles mponina eny Ambaniala. Tokony hisy ny fijeren’ny fanjakana amin’izao fotoana ny fokontany tsirairay avy. Na dia antsoina aza ny mpitandro ny filaminana dia tara na tsy tonga mihitsy nefa ny fokontany tsy mba manam-pitaovana fa tanam-polo no entiny miady. Ho an’ny fokontany Ambaniala manokana dia nomarihiny fa tsy mandry fahalemana ka mila jeren’ny mpitondra manokana.

Pati


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

  • Tambazotra
  • Zoma 18 Septambra 2026

mpaka voamason'olona varira

Hijery ny tohiny
FTT