Fandriampahalemana

Ady amin’ny tsy fandriampahalemana Hampitomboina ireo jiro manazava tanàna manerana ny nosy


  • Talata 05 Aprily 2022

Asiana jiro hanazava ny tanàna avokoa manerana ny Nosy manomboka izao hahafahana miady amin’ny tsy fandriampahalemana.

 Lohalaharana amin’ireny ny fiarovana ireo mpitondra moto tratra hariva izay tsiahivina fa betsaka ireo efa nalan’ireo olon-dratsy ny ainy. Ny Ministeran' ny Angovo sy akoran'afo no hanatanteraka izany. Tato anatin’ny roa volana raha tsiahivina dia jiro miisa 150 jiro no voapetaky ny mpitondra kodiarandroa sy MEH amin'ny toerana maromaro eto Antananarivo toy ny teny Ambohitrimanjaka. Mizotra hatrany ny asa ary hitohy hatrany amin'ny faritra. Tanjona ny hiarovana ny ain’ireo mpitondra moto izay marihina fa efa am-polony no maty tratran’ny bois rond sy very fananana.
Nangonin’i Pati
Legende : Vonona hifanampy ny roa tonta
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT