Fandriampahalemana

67 ha Voasambotra ilay mpangalatra nikoizana


  • Zoma 03 Aprily 2020

Tovolahy iray 22 taona no voasambotry ny Polisy miasa ao 67 Ha ny 01 aprily teo tokony ho tamin'ny 04 ora maraina noho ny fitondrana zava-maranitra.

 

 

 Nandritra ny fisafoana maraina nataon'ny Polisy teny amin'ny faritra 67 Ha Avaratra Antsinanana no nahatrarana azy io. Nanao fihetsika hafahafa ity lehilahy iray antony nanosika ny polisy hisava azy. Nandritra ny fisavana natao taminy anefa dia lefona 01 no hita tao anatin'ny atin'akanjony. Nentina namonjy ny birao avy hatrany ity lehilahy ity natao fanadihadiana. Fantatra nandritra ny fanadihadiana fa mpanendaka sy mpangalatra ity lehilahy ity. Marihina fa efa nigadra ity lehilahy ity ny taona 2016 noho ny resaka halatra mitam-piadiana ka izao tra-tehaka izao indray.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT