Fandriampahalemana

67 ha Maty voatifitra ilay jiolahy saika hanafika


  • Alatsinainy 14 Desambra 2020

Mitohy ny ezaka hataon'ny Polisim-pirenena amin'ny famongorana ireo jiolahy

 

 

mpamono olona sy mpambotry vahoaka eto an-drenivohitra. Jiolahy iray saika hanao fanafihana mitam-basy tetsy amin'ny faritra 67 ha no lavon'ny balan'ny Polisy raha tafatsoaka kosa ireo namany roalahy ny faran’ny herinandro teo. Polisy mpanao fisafoana tamin'ny alina no nifanena tamin'ireto jiolahy. Saika hampiasa ny fitaovana teny aminy ireto farany nandritra izany ka nifanenjehana, antony nahafaty ilay iray. Tsiahivina moa fa anisan’ny faritra mena amin’ny asan-jiolahy ny eny amin’ny 67 ha sy ny manodidina.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT