Actualités

Zotra nasionaly mihazo an’Alaotra Lasa 25 000 Ar ny saran-dalana


  • Alakamisy 12 Martsa 2015

Vokatry ny haratsian-dalana izay miteraka fahasimbana betsaka eo amin’ny fiara fitaterana dia nandray fanapahan-kevitra nampiakatra ny saran-dalany ireo zotra nasionaly mampitohy an’Alaotra amin’ny renivohitr’i Madagasikara. Nihatra nanomboka tamin’ny fiandohan’ity herinandro ity io saran-dalana vaovao io.

 

Manodidina ny 5000 ariary ny fisondrotana. Mitombo, araka izany, ny olana tsy hahafahan’ny mponina avy amin’iny faritra Alaotra iny, indrindra fa ireo mpivarotra mifamezivezy. Nanambara ireo mpitatitra fa raha mitohy ny faharatsian-dalana dia mety hanajanona ny asa fihariany izy ireo. Ny vahoaka hatrany aloha no lasibatra n’inona n’inona fanapahan-kevitra raisin’ny mpitatitra. Tsy lazaina intsony ny mety ho fiakaran’ny vidim-piainana vokatr’io fiakaran’ny saran-dalana io.

                                                                    NiryA

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT